bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 7 › Bokin'ny Nomery 7:68
Bokin'ny Nomery 7:68
lovia kely volamena iray, sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
One golden spoon of ten shekels, full of incense:
In Context
67Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, dia sekely fito-polo, araka ny sekely masìna; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
69vantotr’ ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;
Read all of Bokin'ny Nomery 7
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 7:68