bible.software › Numbers › Numbers 7 › Numbers 7:80
Numbers 7:80
lovia kely volamena iray, dia sekely folo, feno ditin-kazo manitra;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
One golden spoon of ten shekels, full of incense:
In Context
79Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masìna; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
81vantotr’ ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ ondry iray izay iray taona, ho fanatitra odorana;
Read all of Numbers 7
This Verse In Other Editions
Study Numbers 7:80