bible.software › Numbers › Numbers 7 › Numbers 7:82
Numbers 7:82
ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
One kid of the goats for a sin offering:
In Context
81vantotr’ ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ ondry iray izay iray taona, ho fanatitra odorana;
83ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’ i Ahira, zanak’ i Enana.
Read all of Numbers 7
This Verse In Other Editions
Study Numbers 7:82