Bokin'ny Nomery 8:21
Dia nodiovin’ ny Levita ny tenany ho afaka ota, ary nosasany ny fitafiany; ary Arona nanatitra azy ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan’ i Jehovah sady nanao fanavotana ho azy hanadiovana azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Numbers 3:12Indro, Izaho efa naka ny Levita avy tamin’ ny Zanak’ Isiraely ho solon’ ny lahimatoa rehetra izay voalohan-teraka eo amin’ ny Zanak’ Isiraely: dia Ahy ny Levita,
Numbers 8:11ary Arona dia hanatitra ny Levita eo anatrehan’ i Jehovah ho fanatitra ahevaheva avy amin’ ny Zanak’ Isiraely, mba hanao ny fanompoana an’ i Jehovah izy.
Numbers 19:12Hanadio ny tenany amin’ izany rano izany izy amin’ ny andro fahatelo, ary amin’ ny andro fahafito dia hadio izy; fa raha tsy manadio ny tenany amin’ ny andro fahatelo kosa izy, dia tsy hadio amin’ ny andro fahafito.