The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 8 › Bokin'ny Nomery 8:5

Bokin'ny Nomery 8:5

Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the LORD spake unto Moses, saying,

In Context

4Ary izao no toetry ny fanaovan-jiro; volamena novoasana izy; hatramin’ ny faladiany sy ny voniny aza dia samy novoasana avokoa; araka ny endrika izay nasehon’ i Jehovah an’ i Mosesy no nanaovany ny fanaovan-jiro.

6Alao ny Levita avy amin’ ny Zanak’ Isiraely, ka diovy izy.

Read all of Bokin'ny Nomery 8

Cross References

Deuteronomy 10:8Tamin’ izany andro izany no nanokana an’ i Jehovah ny firenen’ i Levy hitondra ny fiaran’ ny faneken’ i Jehovah sy hijanona eo anatrehan’ i Jehovah hanao fanompoam-pivavahana aminy sy hitso-drano amin’ ny anarany mandraka androany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 8:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 8:4Bokin'ny Nomery 8Bokin'ny Nomery 8:6 →