The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 9 › Bokin'ny Nomery 9:4

Bokin'ny Nomery 9:4

Ary Mosesy niteny tamin’ ny Zanak’ Isiraely mba hitandrina ny Paska.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Moses spake unto the children of Israel, that they should keep the passover.

In Context

3Amin’ ny harivan’ ny andro fahefatra ambin’ ny folo amin’ ity volana ity no hitandremanareo azy amin’ ny fotoany; araka ny didy sy ny fanao rehetra aminy no hitandremanareo azy.

5Dia nitandrina ny Paska tany an-efitr’ i Sinay izy tamin’ ny harivan’ ny andro fahefatra ambin’ ny folo tamin’ ny volana voalohany; araka izay rehetra efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy no nataon’ ny Zanak’ Isiraely.

Read all of Bokin'ny Nomery 9

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 9:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 9:3Bokin'ny Nomery 9Bokin'ny Nomery 9:5 →