Bokin'ny Ohabolana 1:25
Fa nolavinareo ny saina rehetra natolotro, Sady tsy nety nanaiky ny anatro ianareo:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But ye have set at nought all my counsel, and would none of my reproof:
In Context
24Satria efa niantso Aho, fa nandà ianareo; Efa naninjitra ny tanako Aho, fa tsy nisy nitandrina;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 1
Cross References
Deuteronomy 1:45Dia niverina ianareo ka nitomany teo anatrehan’ i Jehovah; nefa tsy nihaino ny feonareo Jehovah, na nanongilana ny sofiny taminareo.
2 Chronicles 33:10Ary Jehovah niteny tamin’ i Manase sy ny vahoakany, nefa tsy nety nihaino izy.
Psalms 81:11Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao niakatra avy tany amin’ ny tany Egypta; atanatanao ny vavanao, dia hofenoiko.
Proverbs 1:30Tsy nekeny ny saina natolotro, Notsiratsirainy avokoa ny anatro rehetra,
Proverbs 12:1Izay tia fananarana no tia fahalalana; Fa izay mandà anatra dia biby.