The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 1 › Bokin'ny Ohabolana 1:30

Bokin'ny Ohabolana 1:30

Tsy nekeny ny saina natolotro, Notsiratsirainy avokoa ny anatro rehetra,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

They would none of my counsel: they despised all my reproof.

In Context

29Satria nankahala ny fahalalana izy Ary tsy nifidy ny fahatahorana an’ i Jehovah,

31Dia hihinana ny vokatry ny alehany izy Ka ho voky ny fihendreny.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 1

Cross References

2 Chronicles 25:16Ary raha niteny taminy izy, dia novaliany hoe: Moa voatendrinay ho mpanolo-tsaina ny mpanjaka va Hianao? Aoka itsy ange, fandrao asian’ ny olona ianao. Dia nitsahatra ilay mpaminany ka nanao hoe: Fantatro fa Andriamanitra mikasa hahafaty anao satria nanao izany ianao ka tsy nihaino ny anatro.

Psalms 119:111Efa noraisiko ho lovako mandrakizay ny teni-vavolombelonao, Satria fifalian’ ny foko izany.

Proverbs 1:25Fa nolavinareo ny saina rehetra natolotro, Sady tsy nety nanaiky ny anatro ianareo:

Jeremiah 8:9Mahazo henatra ny hendry, raiki-tahotra sy voasambotra izy; Indro, ny tenin’ i Jehovah dia nolaviny, ka inona intsony no fahendrena ananany?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 1:30

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 1:29Bokin'ny Ohabolana 1Bokin'ny Ohabolana 1:31 →