Bokin'ny Ohabolana 10:11
Loharanon’ aina ny vavan’ ny marina; Fa loza no mandrakotra ny vavan’ ny ratsy fanahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The mouth of a righteous man is a well of life: but violence covereth the mouth of the wicked.
In Context
10Izay mami-maso manome alahelo; Fa ho lavo ny adala maro vava.
12Ny fankahalana dia manetsika ady; Fa ny fitiavana manarona ny ota rehetra.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 10
Cross References
Psalms 37:30Ny vavan’ ny marina miresaka fahendrena, Ary ny lelany manambara ny rariny.
Proverbs 10:6Fitahiana no ho ao amin’ ny lohan’ ny marina; Fa loza no mandrakotra ny vavan’ ny ratsy fanahy.
Proverbs 10:32Ny molotry ny marina mahalala izay ankasitrahana; Fa ny vavan’ ny ratsy fanahy dia feno fitaka.
Proverbs 15:4Ny teny malemy dia hazon’ aina; Fa ny vava ratsy mandratra ny fanahy.
Proverbs 16:22Loharanon’ aina ny fahazavan-tsaina amin’ izay manana izany; Fa ny famaizana ataon’ ny adala dia fahadalana ihany.
Proverbs 20:15Ao ihany ny volamena sy ny voahangy betsaka; Fa ny molotra misy fahalalana no ravaka soa.