Bokin'ny Salamo 37:30
Ny vavan’ ny marina miresaka fahendrena, Ary ny lelany manambara ny rariny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The mouth of the righteous speaketh wisdom, and his tongue talketh of judgment.
In Context
29Ny marina handova ny tany Ka honina ao aminy mandrakizay
31Ny lalàn’ Andriamaniny no ao am-pony; Tsy mba ho solafaka ny diany.
Read all of Bokin'ny Salamo 37
Cross References
Psalms 71:15Ny vavako hitory ny fahamarinanao sy ny famonjenao mandrakariva, fa tsy fantatro ny isany.
Proverbs 10:20Volafotsy voafantina ny lelan’ ny marina; Fa ny fon’ ny ratsy fanahy tsy misy vidiny.
Proverbs 10:31Eo amin’ ny vavan’ ny marina no itsimohan’ ny fahendrena; Fa ny lela fandainga hofongorana.
Proverbs 25:11Ny teny atao amin’ ny antony dia poma volamena ao anaty vilia volafotsy tsara soratra.
Matthew 12:35Ny rakitra tsara no amoahan’ ny olona tsara fanahy zavatra tsara; ary ny rakitra ratsy kosa no amoahan’ ny olona ratsy fanahy zavatra ratsy.
Colossians 4:6Aoka ny fiteninareo ho amin’ ny fahasoavana mandrakariva, ho mamy sira, mba ho fantatrareo izay tokony havalinareo ny olona rehetra.