Bokin'ny Ohabolana 10:4
Ho tonga malahelo ny miraviravy tanana amin’ ny asany; Fa mampanan-karena ny tanan’ ny mazoto.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He becometh poor that dealeth with a slack hand: but the hand of the diligent maketh rich.
In Context
3Tsy avelan’ i Jehovah ho mosarena ny fanahin’ ny marina; Fa foanany ny fanirian’ ny ratsy fanahy.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 10
Cross References
Proverbs 6:6Mandehana any amin’ ny vitsika, ry ilay malaina; Diniho ny fanaony, ka mba hendre;
Proverbs 11:24Misy mahafoy, nefa mitombo fananana ihany; Ary misy fatra-pahihitra loatra, nefa tonga malahelo ihany.
Proverbs 12:27Ny kamo tsy mety mihaza; Fa fananana soa ho an’ ny olona ny zoto.
Proverbs 19:15Ny hakamoana mahasondrian-tory, Ary ho mosarena ny olona malaina.
Proverbs 20:4Ny malaina tsy mety miasa amin’ ny ririnina, Ka dia hangataka izy raha fararano, fa tsy hahazo.
Proverbs 21:5Ny hevitry ny mazoto dia mampanan-karena; Fa ny maimaika rehetra dia halahelo ihany.