Bokin'ny Ohabolana 20:4
Ny malaina tsy mety miasa amin’ ny ririnina, Ka dia hangataka izy raha fararano, fa tsy hahazo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
3Voninahitry ny olona ny hanalavitra ny ady; Fa ny adala rehetra kosa misafoaka.
5Rano lalina ny hevitra ao am-pon’ ny olona; Fa izay manan-tsaina dia mahay manovo azy ihany,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 20
Cross References
Proverbs 10:4Ho tonga malahelo ny miraviravy tanana amin’ ny asany; Fa mampanan-karena ny tanan’ ny mazoto.
Proverbs 19:15Ny hakamoana mahasondrian-tory, Ary ho mosarena ny olona malaina.
Proverbs 21:25Ny fanirian’ ny malaina hahafaty azy, Satria ny tànany tsy mety miasa tsinona;
Proverbs 26:13Hoy ny malaina: Misy liona any an-dalana, Misy liona atsy an-dalambe.
Matthew 25:3Fa ny adala nandray ny fanalany, nefa tsy nitondra solika fitaiza;
2 Peter 1:5koa noho izany dia manaova izay zotom-po rehetra kosa ianareo, ka amin’ ny finoanareo dia manehoa fahatanjahan-tsaina, ary amin’ ny fahatanjahan-tsainareo dia fahalalana,