Bokin'ny Ohabolana 11:15
Hahita loza tokoa ny mianto-bahiny: Fa mitoetra tsy manana ahiahy ny tsy tia antoka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He that is surety for a stranger shall smart for it: and he that hateth suretiship is sure.
In Context
14Raha tsy misy mpitondra, dia rava ny firenena; Fa handry fahizay, raha maro ny mpanolo-tsaina.
16Ny vehivavy tsara tarehy mahazo dera; Ary ny mpanao an-keriny mahazo harena.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 11
Cross References
Proverbs 17:18Olona tsy ampy saina izay mifandray tanana Hiantoka eo anatrehan’ ny sakaizany.
Proverbs 22:26Aza mety ho isan’ ny mifandray tanana, Na izay mianto-trosa;