Bokin'ny Ohabolana 22:26
Aza mety ho isan’ ny mifandray tanana, Na izay mianto-trosa;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Be not thou one of them that strike hands, or of them that are sureties for debts.
In Context
25Fandrao ianao mianatra ny fanaony Ka mahazo fandrika ho an’ ny ainao.
27Raha tsy manan-kaloa ianao, Nahoana no dia halainy ny lafika andrianao?
Read all of Bokin'ny Ohabolana 22
Cross References
Proverbs 11:15Hahita loza tokoa ny mianto-bahiny: Fa mitoetra tsy manana ahiahy ny tsy tia antoka.
Proverbs 27:13Alao ny lambany, fa efa niantoka olon-kafa izy, Ary tano ho solon’ ny vahiny janga niantohany izy.