The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 11 › Bokin'ny Ohabolana 11:26

Bokin'ny Ohabolana 11:26

Izay tsy mamoaka ny variny dia ozonin’ ny olona; Fa saotra no ho amin’ ny lohan’ izay mivarotra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He that withholdeth corn, the people shall curse him: but blessing shall be upon the head of him that selleth it.

In Context

25Izay manisy soa olona hohatavezina; Ary izay mandena dia mba holemana kosa.

27Izay fatra-pikatsaka ny tsara no mitady ny mahafinaritra; Fa izay mitady ny ratsy dia hiharan’ izany.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 11

Cross References

Genesis 47:14Dia nangonin’ i Josefa ny vola rehetra izay hita tany amin’ ny tany Egypta sy tany amin’ ny tany Kanana, dia izay vidin’ ny vary novidin’ ny olona, ka nampidirin’ i Josefa tao an-tranon’ i Farao ny vola.

Proverbs 10:6Fitahiana no ho ao amin’ ny lohan’ ny marina; Fa loza no mandrakotra ny vavan’ ny ratsy fanahy.

Proverbs 28:27Izay manome ny malahelo tsy hanan-java-mahory; Fa izay mitampi-maso hahazo ozona be;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 11:26

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 11:25Bokin'ny Ohabolana 11Bokin'ny Ohabolana 11:27 →