Bokin'ny Ohabolana 11:25
Izay manisy soa olona hohatavezina; Ary izay mandena dia mba holemana kosa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The liberal soul shall be made fat: and he that watereth shall be watered also himself.
In Context
26Izay tsy mamoaka ny variny dia ozonin’ ny olona; Fa saotra no ho amin’ ny lohan’ izay mivarotra.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 11
Cross References
Job 31:16Raha tàhiny aho nandà Izay nirin’ ny malahelo ka nahapahina ny mason’ ny mpitondratena,
Isaiah 32:8Fa ny mitoetr’ andriana kosa dia mamoron-tsaina araka izay mahamendrika andriana, ary izay mahamendrika andriana no ifikirany.
Isaiah 58:8Fa raha izany, dia hiposaka tahaka ny fahazavan’ ny maraina ny fahazavanao, ary ho tonga faingana ny fahasitrananao; ny fahamarinanao ho loha-lalanao, ary ny voninahitr’ i Jehovah ho vodi-lalanao
Matthew 5:7Sambatra ny miantra; fa izy no hiantrana.
2 Corinthians 9:6Fa izao no lazaiko: Izay mamafy kely, dia kely no hojinjany; fa izay mamafy be, dia be kosa no hojinjany.