Bokin'ny Ohabolana 14:5
Ny vavolombelona mahatoky tsy mba mety mandainga; Fa mamoaka lainga kosa ny vavolombelona tsy mahatoky.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
A faithful witness will not lie: but a false witness will utter lies.
In Context
6Ny mpaniratsira mba mitady fahendrena, fa tsy mahita; Fa ny manan-tsaina mora mahazo fahalalana.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 14
Cross References
Exodus 23:1Aza manangan-tsaho foana. Aza mifandray tanana amin’ ny ratsy fanahy ho vavolombelona mampidi-doza.
1 Kings 22:12Ary ny mpaminany rehetra naminany toy izany koa hoe: Mandehana any Ramota-gileada, dia hambinina ianao; fa Jehovah hanolotra azy eo an-tananao, ry mpanjaka.
Proverbs 12:17Izay olona mahatoky dia manambara ny rariny; Fa ny vavolombelona mandainga kosa miteny fitaka.
Proverbs 14:25Ny vavolombelona marina mamonjy ain’ olona; Fa izay mamoaka lainga dia tena fitaka.
Proverbs 19:9Ny vavolombelona mandainga tsy maintsy hampijalina, Ary ny miteny lainga ho very.