Bokin'ny Ohabolana 14:4
Raha tsy misy omby, dia foana ny fihinanam-bilona; Fa be ny fitomboan-karena azo amin’ ny herin’ ny omby.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Where no oxen are, the crib is clean: but much increase is by the strength of the ox.
In Context
3Eo am-bavan’ ny adala misy tsorakazon’ ny fiavonavonana; Fa ny molotry ny hendry miaro ny tenany.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 14
Cross References
Proverbs 13:23Ny tanin’ ny malahelo izay voasa dia ahazoana hanina be; Fa maro no ringana noho ny fanaovan’ izay tsy rariny.
1 Corinthians 9:9Fa voasoratra eo amin’ ny lalàn’ i Mosesy hoe: Aza manakombona ny vavan’ ny omby mively vary. Ny omby va no ahin’ Andriamanitra?