The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 15 › Bokin'ny Ohabolana 15:13

Bokin'ny Ohabolana 15:13

Ny fo ravoravo mahamiramirana ny tarehy; Fa ny alahelon’ ny fo mahareraka ny fanahy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

A merry heart maketh a cheerful countenance: but by sorrow of the heart the spirit is broken.

In Context

12Tsy tian’ ny mpaniratsira izay mananatra azy, Ary tsy mety manatona ny hendry izy.

14Ny fon’ ny manan-tsaina mitady fahendrena; Fa ny vavan’ ny adala mankamamy ny fahadalana.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 15

Cross References

Proverbs 12:25Ny alahelo ao am-pon’ ny olona dia mampitanondrika azy; Fa ny teny soa no mahafaly azy.

Proverbs 17:22Ny fo ravoravo mahasalama tsara; Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.

John 14:1Aza malahelo ny fonareo; minoa an’ Andriamanitra, ary minoa Ahy koa.

2 Corinthians 2:7ka dia aleo mamela heloka sy mampifaly azy kosa ianareo, fandrao dia resin’ ny fitomboan’ alahelo izany olona izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 15:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 15:12Bokin'ny Ohabolana 15Bokin'ny Ohabolana 15:14 →