Bokin'ny Ohabolana 17:9
Izay te-ho be fitiavana dia manaron-keloka; Fa izay mamohafoha teny mampisaraka ny tena mpisakaiza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
10Ny anatra dia manan-kery kokoa amin’ ny hendry Noho ny kapoka injato amin’ ny adala.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 17
Cross References
Psalms 32:1Nataon’ i Davida. Maskila. Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany.
Proverbs 16:28Ny mpivadibadika mamafy ady; Ary ny mpibitsibitsika mampisaraka ny tena mpisakaiza.