The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 16 › Bokin'ny Ohabolana 16:28

Bokin'ny Ohabolana 16:28

Ny mpivadibadika mamafy ady; Ary ny mpibitsibitsika mampisaraka ny tena mpisakaiza.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

A froward man soweth strife: and a whisperer separateth chief friends.

In Context

27Ny ratsy fanahy mihady lavaka fanimbana, Sady misy toy ny afo mahamay eo amin’ ny molony.

29Ny lozabe mitaona ny namany Ka mitarika azy amin’ ny lalana tsy tsara.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 16

Cross References

Genesis 3:1Ary ny menarana dia fetsy noho ny bibi-dia rehetra izay nataon’ i Jehovah Andriamanitra. Ary hoy izy tamin-dravehivavy: Hanky! efa nataon’ Andriamanitra hoe: Aza ihinananareo ny hazo rehetra amin’ ny saha?

Proverbs 6:14Fahafetsena no ao am-pony, Mihevi-dratsy mandrakariva izy Sady mamafy ady.

Proverbs 15:18Izay malaky tezitra manetsika ady; Fa izay mahatsindry fo mampitsahatra fifandirana.

Proverbs 17:17Izay tena sakaiza tokoa dia tia amin’ ny andro rehetra, Sady miseho ho rahalahy hamonjy amin’ ny fahoriana.

Proverbs 18:8Ny tenin’ ny mpifosafosa dia toy ny hanim-py Ka mikorotsaka ao anaty kibo indrindra.

Proverbs 29:22Ny olona mora tezitra manetsika ady; Ary ny olona masiaka dia be fahadisoana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 16:28

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 16:27Bokin'ny Ohabolana 16Bokin'ny Ohabolana 16:29 →