Bokin'ny Ohabolana 18:8
Ny tenin’ ny mpifosafosa dia toy ny hanim-py Ka mikorotsaka ao anaty kibo indrindra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The words of a talebearer are as wounds, and they go down into the innermost parts of the belly.
In Context
7Ny vavan’ ny adala no fandringanana azy, Ary ny molony ihany no fandriky ny fanahiny.
9Ary izay malaina amin’ ny asany Dia rahalahin’ ny mpanimba.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 18
Cross References
Psalms 52:2fony tonga Doega Edomita ka nilaza tamin’ i Saoly hoe: Davida dia efa tonga ao an-tranon’ i Ahimeleka.
Proverbs 12:18Misy mandefalefa teny tsy tsaroana ka tonga toy ny fanindron’ ny sabatra; Fa ny lelan’ ny marina dia fanasitranana kosa.
Proverbs 26:20Raha tsy misy kitay intsony, dia maty ny afo; Ary raha tsy misy mpifosafosa intsony, dia mitsahatra ny fifandirana.