Bokin'ny Ohabolana 18:9
Ary izay malaina amin’ ny asany Dia rahalahin’ ny mpanimba.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He also that is slothful in his work is brother to him that is a great waster.
In Context
8Ny tenin’ ny mpifosafosa dia toy ny hanim-py Ka mikorotsaka ao anaty kibo indrindra.
10Ny anaran’ i Jehovah dia tilikambo mafy; Ny marina miezaka ho ao aminy ka voavonjy.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 18
Cross References
Job 30:29Rahalahin’ ny amboadia aho Ary naman’ ny ostritsa.
Proverbs 19:15Ny hakamoana mahasondrian-tory, Ary ho mosarena ny olona malaina.
Proverbs 23:21Fa halahelo izay mpiboboka sy izay fatra-pitia hena; Ary ny fitiavan-torimaso mampitafy voro-damba.
Proverbs 24:33Mbola hatory kely ihany, mbola ho renoka kely ihany. Mbola hanohon-tanana kely hatory;
Proverbs 28:24Izay mandroba ray sy reny Ka manao hoe: Tsy heloka izany, Dia naman’ ny mpanimba.
Luke 15:13Ary nony afaka kelikely, dia nangonin’ ilay zandriny ny fananany rehetra, ka lasa nankany an-tany lavitra izy, dia nandany ny fananany tamin’ ny fiveloman-dratsy tany.