The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 19 › Bokin'ny Ohabolana 19:4

Bokin'ny Ohabolana 19:4

Ny harena mahamaro sakaiza; Fa ny malahelo afoin’ ny sakaizany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Wealth maketh many friends; but the poor is separated from his neighbour.

In Context

3Ny fahadalan’ ny olona no mahasimba ny alehany, Ka amin’ i Jehovah no sosotra ny fony.

5Ny vavolombelona mandainga tsy ho afa-tsiny, Ary izay mamoaka lainga tsy ho afa-miala.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 19

Cross References

Job 19:13Ny rahalahiko efa nampanalaviriny ahy; Ary ny olona nahazatra ahy efa nihafahafa tamiko avokoa.

Proverbs 14:20Ny malahelo dia halan’ ny havany aza; Fa ny manan-karena no tian’ ny maro.

Luke 15:13Ary nony afaka kelikely, dia nangonin’ ilay zandriny ny fananany rehetra, ka lasa nankany an-tany lavitra izy, dia nandany ny fananany tamin’ ny fiveloman-dratsy tany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 19:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 19:3Bokin'ny Ohabolana 19Bokin'ny Ohabolana 19:5 →