Bokin'ny Ohabolana 20:12
Ny sofina mandre sy ny maso mahita Dia samy nataon’ i Jehovah avokoa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The hearing ear, and the seeing eye, the LORD hath made even both of them.
In Context
11Na dia ny zaza aza dia mampiseho amin’ ny fanaony Na madio sy mahitsy ny fitondran-tenany.
13Aza tia torimaso ianao, fandrao tonga malahelo; Ahirato ny masonao, dia ho voky hanina ianao.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 20
Cross References
Exodus 4:11Ary hoy Jehovah taminy; Iza moa no nanao ny vavan’ ny olona? ary iza no mampahamoana, na mampaharenina, na mampahiratra, na mampahajamba? tsy Izaho Jehovah va
Psalms 119:18Ampahirato ny masoko, mba hahitako Zava-mahagaga ao amin’ ny lalànao.
Acts 26:18hampahiratra ny masony hialany amin’ ny maizina ho amin’ ny mazava, ary amin’ ny fahefan’ i Satana ho amin’ Andriamanitra, mba hahazoany famelan-keloka sy lova eo amin’ izay nohamasinina noho ny finoana Ahy.
Ephesians 1:17mba homen’ Andriamanitr’ i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain’ ny voninahitra, ho anareo ny fanahin’ ny fahendrena sy ny fanambarana amin’ ny fahalalana Azy tsara,