Bokin'ny Ohabolana 20:8
Mipetraka eo amin’ ny seza fitsarana ny mpanjaka, Ka mikororoka manaisotra ny ratsy rehetra ny masony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
A king that sitteth in the throne of judgment scattereth away all evil with his eyes.
In Context
7Izay olona marina mandeha amin’ ny fahitsiany Sambatra ny zanany mandimby azy.
9Iza no mahazo manao hoe: Efa nahadio ny foko aho Ka madio tsy manana ota?
Read all of Bokin'ny Ohabolana 20
Cross References
2 Samuel 23:4Ary izany dia toy ny fahazavan’ ny maraina, raha miposaka ny masoandro, dia ilay maraina tsy misy rahona iny; Ary ny ahitra manorobona amin’ ny tany noho ny hain’ andro manarakaraka ny ranonorana.
Psalms 92:9Nefa Hianao, Jehovah ô, dia avo mandrakizay.
Psalms 101:6Ny masoko hijery izay olo-mahatoky amin’ ny tany mba hitoerany ato amiko; Izay mandeha amin’ ny lalana marina no hanompo ahy.
Proverbs 20:26Ny mpanjaka hendry mikororoka manaisotra ny ratsy fanahy Sady mitarika ny kodia fivelezana eo amboniny.
Proverbs 29:14Izay mpanjaka mitsara marina ny malahelo, Dia haharitra mandrakizay ny seza fiandrianany.