The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 21 › Bokin'ny Ohabolana 21:29

Bokin'ny Ohabolana 21:29

Ny ratsy fanahy mampiseho ny fahasahisahiany amin’ ny tarehiny; Fa ny marina kosa dia mihevitra izay halehany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

A wicked man hardeneth his face: but as for the upright, he directeth his way.

In Context

28Ho faty ny vavolombelona mandainga; Fa izay mihaino dia hiteny mandrakariva.

30Tsy misy fahendrena, na fahalalana, Na fisainana mahaleo an’ i Jehovah.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 21

Cross References

Psalms 119:5Enga anie ka ho tafatoetra ny lalako Hitandremako ny didinao!

Proverbs 4:25Aoka ny masonao hijery mahitsy, Ary ny hodimasonao hibanjina eo anoloanao.

Proverbs 11:5Ny fahamarinan’ ny marina mandamina ny alehany; Fa ny ratsy fanahy lavon’ ny haratsiany ihany.

Proverbs 29:1Izay olona anarina matetika ka mihamafy hatoka Dia ho torotoro tampoka, ka tsy hisy fahasitranana.

Jeremiah 3:3Ka dia voasakana ny orana mivatravatra, sady tsy tonga ny fara-orana; Ary ny handrinao dia handrin’ ny vehivavy janga ka tsy manan-kenatra.

Jeremiah 8:12Nomenarina izy noho ny nanaovany fahavetavetana, nefa tsy mba menatra akory izy, ary tsy mba valahara; Koa ho lavo ao amin’ izay lavo izy, amin’ ny andro hamaliana azy dia ho tafintohina izy, ho Jehovah.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 21:29

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 21:28Bokin'ny Ohabolana 21Bokin'ny Ohabolana 21:30 →