The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:5

Bokin'ny Salamo 119:5

Enga anie ka ho tafatoetra ny lalako Hitandremako ny didinao!

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

O that my ways were directed to keep thy statutes!

In Context

4Hianao namoaka ny didinao Mba hotandremana tsara.

6Dia tsy ho menatra aho, Raha mandinika ny didinao rehetra.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Psalms 51:10Ampandreneso fifaliana sy faharavoravoana aho, hifalian’ ny taolana izay voavakivakinao.

Psalms 119:36Amporisiho ny foko ho amin’ ny teni-vavolombelonao, Fa tsy ho amin’ ny fieremana.

Psalms 119:131Mitanatana vava aho ka mihanahana, Fa ny didinao no iriko.

Psalms 119:173Aoka anie hamonjy ahy ny tananao; Fa efa nifidy ny didinao aho.

Romans 7:22Fa mankasitraka ny lalàn’ Andriamanitra aho araka ny toetra anaty;

Hebrews 13:21Izy anie hahatanteraka anareo amin’ ny tsara rehetra hanao ny sitrapony ka hiasa ao anatinareo izay ankasitrahana eo imasony amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy; ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:4Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:6 →