Bokin'ny Ohabolana 22:15
Miraikitra amin’ ny fon’ ny zaza ny hadalana; Fa ny tsorakazo famaizana no hampanalavitra izany aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Foolishness is bound in the heart of a child; but the rod of correction shall drive it far from him.
In Context
14Ny vavan’ ny vehivavy jejo dia lavaka lalina; Izay voaozon’ i Jehovah no ho latsaka ao.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 22
Cross References
Psalms 51:5Fa tsaroako ny fahadisoako, ary eo anatrehako mandrakariva ny fahotako.
Proverbs 19:18Faizo ny zanakao, fa mbola misy azo antenaina ihany, Nefa aza dia entim-po loatra, fandrao mahafaty azy.
Proverbs 23:14Raha mamely azy amin’ ny hazo ianao, Dia ho voavonjinao tsy ho any amin’ ny fiainan-tsi-hita ny fanahiny.
Proverbs 29:17Faizo ny zanakao, dia ho famelombelomana ny fonao izy Sy ho fifalian’ ny fanahinao.
Ephesians 2:3teo amin’ ireo no nitondrantsika rehetra tena koa fahiny tamin’ ny filan’ ny nofontsika, ka nanaovantsika ny danin’ ny nofo sy ny saina; ary araka ny toetsika dia zanaky ny fahatezerana toy ny sasany koa isika.