The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 22 › Bokin'ny Ohabolana 22:21

Bokin'ny Ohabolana 22:21

Mba hampahafantariko ny fahamarinan’ ny teny mahatoky ianao, Sy hahazoanao teny holazaina amin’ izay naniraka anao?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

That I might make thee know the certainty of the words of truth; that thou mightest answer the words of truth to them that send unto thee?

In Context

20Tsy efa nanoratra zava-tsoa ho anao va aho, Izay misy hevitra tsara sy fahalalana,

22Aza manosihosy ny malahelo, saingy malahelo izy; Ary aza dia manifakifa ny ory eo am-bavahady;

Read all of Bokin'ny Ohabolana 22

Cross References

Proverbs 1:1Ny Ohabolan’ i Solomona, zanak’ i Davida, mpanjakan’ ny Isiraely:

Luke 1:3dia sitrako koa, rehefa nofotorako tsara ny zavatra rehetra hatramin’ ny niandohany, ny hanoratra izany aminao araka ny filaharany, ry Teofilo tsara indrindra,

1 Peter 3:15fa manamasìna an i’ Kristy ho Tompo ao am-ponareo; ary aoka ho vonona mandrakariva ianareo hamaly izay manontany anareo ny amin’ ny anton’ ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin’ ny fahalemem-panahy sy ny fanajana,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 22:21

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 22:20Bokin'ny Ohabolana 22Bokin'ny Ohabolana 22:22 →