The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 22 › Bokin'ny Ohabolana 22:27

Bokin'ny Ohabolana 22:27

Raha tsy manan-kaloa ianao, Nahoana no dia halainy ny lafika andrianao?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

If thou hast nothing to pay, why should he take away thy bed from under thee?

In Context

26Aza mety ho isan’ ny mifandray tanana, Na izay mianto-trosa;

28Aza manakisaka ny fari-tany ela, Izay naorin’ ny razanao.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 22

Cross References

2 Kings 4:1Ary nisy vehivavy anankiray, vadin’ ny zanaky ny mpaminany, nitaraina tamin’ i Elisa hoe: Maty ny vadiko mpanomponao; ary ianao mahalala fa natahotra an’ i Jehovah ny mpanomponao; nefa tonga ny tompo-trosa haka ny zanako mirahalahy ho andevony

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 22:27

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 22:26Bokin'ny Ohabolana 22Bokin'ny Ohabolana 22:28 →