Bokin'ny Ohabolana 22:9
Izay manana maso miantra hotahina, Satria anomezany ho an’ ny malahelo ny haniny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He that hath a bountiful eye shall be blessed; for he giveth of his bread to the poor.
In Context
8Izay mamafy heloka dia hijinja fahoriana, Ary ho levona ny tsorakazon’ ny fahatezerany.
10Roahy ny mpaniratsira, dia ho afaka ny fifandirana, Eny, hitsahatra ny ady sy ny fahafaham-baraka.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 22
Cross References
Deuteronomy 28:56Ny vehivavy malemilemy sy mihantahanta eo aminao, izay tsy mbola nanandrana nandia tany noho ny fihantahantany sy ny fahalemilemeny, dia ho ratsy fiteny ny vadiny andefimandry sy ny zananilahy ary ny zananivavy
Psalms 41:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Proverbs 11:17Ny olona mamindra fo dia mahazo soa ho an’ ny tenany; Fa ny lozabe dia todin’ ny halozany.
Proverbs 11:27Izay fatra-pikatsaka ny tsara no mitady ny mahafinaritra; Fa izay mitady ny ratsy dia hiharan’ izany.
Proverbs 19:17Izay miantra ny malahelo dia mampisambotra an’ i Jehovah, Ary izay nomeny dia honerany kosa.
Proverbs 28:24Izay mandroba ray sy reny Ka manao hoe: Tsy heloka izany, Dia naman’ ny mpanimba.