The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 28 › Bokin'ny Ohabolana 28:24

Bokin'ny Ohabolana 28:24

Izay mandroba ray sy reny Ka manao hoe: Tsy heloka izany, Dia naman’ ny mpanimba.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Whoso robbeth his father or his mother, and saith, It is no transgression; the same is the companion of a destroyer.

In Context

23Izay mananatra olona no hahazo fitia be rahatrizay Noho izay mandrobo amin’ ny lelany.

25Izay mierina manetsika ady; Fa izay matoky an’ i Jehovah dia hohatavezina.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 28

Cross References

Proverbs 13:20Izay miara-dia amin’ ny hendry dia ho hendry; Fa izay misakaiza amin’ ny adala dia hidiran-doza.

Proverbs 19:26Izay mitohatoha amin-drainy sy mandroaka ny reniny Dia zanaka mahamenatra sy mahafa-baraka.

Proverbs 28:7Izay mitandrina ny lalàna no zanaka hendry; Fa izay misakaiza amin’ ny mpandany harena dia manome henatra ny rainy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 28:24

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 28:23Bokin'ny Ohabolana 28Bokin'ny Ohabolana 28:25 →