Bokin'ny Ohabolana 23:30
An’ izay mikikitra amin’ ny divay, Eny, an’ izay mandeha hanandrana divay voaharoharo zavatra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They that tarry long at the wine; they that go to seek mixed wine.
In Context
Read all of Bokin'ny Ohabolana 23
Cross References
Psalms 75:8Fa Andriamanitra no Mpitsara; mampietry ny anankiray Izy ary manandratra ny anankiray kosa.
Proverbs 20:1Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon’ izany dia tsy hendry.
Amos 6:6Dia ireo izay misotro divay amin’ ny lovia famafazana sady mihosotra diloilo tsara Indrindra, nefa tsy onena ny fahasimban’ i Josefa.