Bokin'ny Ohabolana 23:33
Koa ny masonao dia hijery vehivavy jejo, Ary ny fonao hieritreri-dratsy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thine eyes shall behold strange women, and thine heart shall utter perverse things.
In Context
32Fa amin’ ny farany dia hanaikitra toy ny bibilava izy Ary hanindrona toy ny menarana.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 23
Cross References
Psalms 69:12Lamba fisaonana no nataoko fitafiako, dia efa ambentinteny tamin’ ireny aho.
Proverbs 20:1Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon’ izany dia tsy hendry.
Daniel 5:4Eny, nisotro divay izy sady nankalaza ny andriamanitra volamena sy volafotsy sy varahina sy vy sy hazo ary vato.
Jude 1:12Ireo no harambato voasaron-drano eo amin’ ny fanasam-pifankatiavanareo, raha miara-mihinana aminareo izy, dia mpiandry mamahan-tena, nefa tsy matahotra; rahona tsy misy rano, entin’ ny rivotra, ireo; hazo fararano, nefa tsy misy voany, indroa maty, voafongotra;