Bokin'ny Ohabolana 23:32
Fa amin’ ny farany dia hanaikitra toy ny bibilava izy Ary hanindrona toy ny menarana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
At the last it biteth like a serpent, and stingeth like an adder.
In Context
33Koa ny masonao dia hijery vehivavy jejo, Ary ny fonao hieritreri-dratsy.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 23
Cross References
Exodus 7:12Fa samy nanipy ny tehiny avy izy ireo, ka tonga menarana ireny; nefa ny tehin’ i Arona nitelina ny tehin’ ireo.
Proverbs 5:11Ka dia hitoloko ianao any am-parany, Raha mihalevona ny nofonao sy ny tenanao;
Isaiah 28:3Dia hohitsahin’ ny tongotra ny satro-boninahitra, Izay reharehan’ ny mpimamo any Efraima.
Isaiah 59:5Mikotrika ny atodin’ ny menarana izy ary manenona ny tranon-kala; Izay homana ny atodin’ ireny dia ho faty, fa raha poritra iny, dia menarana no miporitsaka avy ao.
Jeremiah 8:17Fa indro Aho handefa bibilava hamely anareo, dia menarana izay tsy azon’ ody, ka hanaikitra anareo ireny, hoy Jehovah.
Amos 9:3Ary na dia miery any an-tampon’ i Karmela aza izy, dia any no hitadiavako sy hangalako azy; Ary na dia manafin-tena any ambanin’ ny ranomasina aza izy, mba tsy ho hitan’ ny masoko, dia any no handidiako ny menarana, ka hanaikitra azy.