Bokin'ny Ohabolana 24:18
Fandrao hitan’ i Jehovah izany ka ataony ho ratsy, Ary ampialainy aminy ny fahatezerany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Lest the LORD see it, and it displease him, and he turn away his wrath from him.
In Context
17Aza faly, raha lavo ny fahavalonao, Ary aza ravoravo ny fonao, raha tafintohina izy;
19Aoka tsy hirehitra ny fahatezeranao noho ny amin’ ny mpanao ratsy, Ary aza mialona ny ratsy fanahy;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 24
Cross References
Zechariah 1:15Ary tezitra indrindra Aho amin’ ireo firenena miadana; satria Izaho dia tezitra kely ihany, fa ireo kosa dia nampitombo ny fahoriana.