The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 24 › Bokin'ny Ohabolana 24:2

Bokin'ny Ohabolana 24:2

Fa fandravana no saintsainin’ ny fony, Ary fampahoriana notenenin’ ny molony.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For their heart studieth destruction, and their lips talk of mischief.

In Context

1Aza mialona ny olona ratsy fanahy, Na maniry ho namany;

3Fahendrena no anaovana trano; Ary fahalalinan-tsaina no mampaharitra azy;

Read all of Bokin'ny Ohabolana 24

Cross References

Esther 3:6Ary nataon’ i Hamana ho zavatra kely loatra ny haninji-tanana hamely an’ i Mordekay irery ihany (fa efa nambara azy ny firenen’ i Mordekay), ka dia nitady handringana ny Jiosy rehetra eran’ ny fanjakan’ i Ahasoerosy koa izy, dia ny firenen’ i Mordekay.

Psalms 7:14Ary ireo dia kendreny amin’ ny fiadiana mahafaty; ny zana-tsipìkany ataony mirehitra.

Psalms 28:3Aza atao indray manakipaka amin’ ny ratsy fanahy sy ny mpanao meloka aho, fa ireny dia milaza fihavanana amin’ ny namany, kanjo ratsy no ao am-pony.

Psalms 64:4Izay mandranitra ny lelany ho tahaka ny sabatra, ka mikendry handefa ny zana-tsipìkany, dia teny mangidy.

Proverbs 1:10Anaka, raha taomin’ ny mpanota ianao, Aza manaiky.

Proverbs 24:8Izay misaintsaina hanao ratsy Dia atao hoe mpamoron-tsain-dratsy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 24:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 24:1Bokin'ny Ohabolana 24Bokin'ny Ohabolana 24:3 →