Bokin'ny Ohabolana 1:10
Anaka, raha taomin’ ny mpanota ianao, Aza manaiky.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My son, if sinners entice thee, consent thou not.
In Context
9Fa fehiloha tsara tarehy amin’ ny lohanao izany, Ary rado amin’ ny vozonao.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 1
Cross References
Genesis 37:20Koa ankehitriny, andeha hovonointsika izy ka hatsipintsika ao anatin’ ny anankiray amin’ ireto lavaka ireto; ary dia aoka holazaintsika hoe: Efa lanin’ ny biby masiaka izy; dia ho hitantsika amin’ izany na hanao ahoana ny nofiny.
Deuteronomy 13:8dia ny andriamanitry ny firenena izay manodidina anareo, na ny akaikinao, na ny lavitra anao, hatramin’ ny faran’ ny tany rehetra,
Psalms 1:1Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin’ ny fisainan’ ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin’ ny lalana falehan’ ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin’ ny fipetrahan’ ny mpaniratsira;
Proverbs 7:21Tamin’ ny teny maro no nampanekeny azy, Tamin’ ny fandroboan’ ny molony no nitaomany azy,
Proverbs 16:29Ny lozabe mitaona ny namany Ka mitarika azy amin’ ny lalana tsy tsara.
Proverbs 24:2Fa fandravana no saintsainin’ ny fony, Ary fampahoriana notenenin’ ny molony.