Bokin'ny Ohabolana 25:22
Fa raha manao izany ianao, dia hanambatra vainafo ho eo an-dohany, Ary Jehovah no hamaly soa anao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For thou shalt heap coals of fire upon his head, and the LORD shall reward thee.
In Context
21Raha noana ny fahavalonao, omeo hanina izy; Ary raha mangetaheta izy, omeo rano hosotroiny;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 25
Cross References
2 Samuel 16:12Angamba Jehovah hamindra fo amiko ny amin’ ny heloko ary hamaly soa ahy noho izao ozona nanjo ahy androany izao.
1 Corinthians 15:18dia very koa izay efa nodimandry ao amin’ i Kristy.