Bokin'ny Ohabolana 25:24
Aleo mitoetra eo an-joron’ ny tampontrano Toy izay miray trano amin’ ny vehivavy tia ady.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
It is better to dwell in the corner of the housetop, than with a brawling woman and in a wide house.
In Context
25Rano mangatsiaka amin’ ny fanahy reraka Ny filazana soa avy any an-tany lavitra.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 25
Cross References
Proverbs 19:13Ny zanaka adala mahabe fahoriana ny rainy; Ary ny ady ataon’ ny vehivavy dia toy ny rano mitete mandrakariva.
Proverbs 21:19Aleo mitoetra any an-efitra Toy izay amin’ ny vehivavy tia ady sady foizina.