The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 21 › Bokin'ny Ohabolana 21:19

Bokin'ny Ohabolana 21:19

Aleo mitoetra any an-efitra Toy izay amin’ ny vehivavy tia ady sady foizina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

It is better to dwell in the wilderness, than with a contentious and an angry woman.

In Context

18Ny ratsy fanahy dia ho avotry ny marina, Ary ny mpivadika ho solon’ ny mahitsy.

20Harena mahafinaritra sy diloilo no ao amin’ ny tranon’ ny hendry; Fa ny adala mandany azy.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 21

Cross References

Psalms 55:6Tahotra sy hovitra no mahazo ahy, ary manafotra ahy ny horohoro.

Proverbs 21:9Aleo mitoetra eo an-joron’ ny tampon-trano Toy izay hiray trano amin’ ny vehivavy tia ady.

Proverbs 30:23Raha ny vehivavy lany zara no ampakarina, Ary raha ny ankizivavy no mandova ny tompovaviny.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 21:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 21:18Bokin'ny Ohabolana 21Bokin'ny Ohabolana 21:20 →