Bokin'ny Ohabolana 26:9
Toy ny tsilo eny an-tànan’ ny olona mamo, Dia toy izany ny ohabolana eo am-bavan’ ny adala.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
As a thorn goeth up into the hand of a drunkard, so is a parable in the mouth of fools.
In Context
8Toy ny manisy vato eo amin’ ny antsamotady, Dia toy izany ny manome voninahitra ny adala.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 26
Cross References
Proverbs 23:35Nokapohiny aho, hoy ianao, fa tsy reko naharary ahy, Nandalasiny aho, fa tsy tsaroako; Rahoviana ange aho no hifoha mba hitadiavako azy indray?