Proverbs 26:10
Ny mpiasa mahay dia mahavita ny zavatra isan-karazany; Fa izay manakarama ny adala dia toy ny manakarama izay sendra mandalo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The great God that formed all things both rewardeth the fool, and rewardeth transgressors.
In Context
9Toy ny tsilo eny an-tànan’ ny olona mamo, Dia toy izany ny ohabolana eo am-bavan’ ny adala.
11Toy ny amboa miverina amin’ ny loany, Dia toy izany ny adala miverina amin’ ny hadalany.
Cross References
Romans 2:6Izay hamaly ny olona rehetra araka ny asany avy: