The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 29 › Bokin'ny Ohabolana 29:12

Bokin'ny Ohabolana 29:12

Raha mihaino lainga ny mpanapaka, Dia ho ratsy fanahy ny mpanompony rehetra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

If a ruler hearken to lies, all his servants are wicked.

In Context

11Ny fahatezeran’ ny adala dia avoakany avokoa; Fa ny hendry kosa manindry fo.

13Mihaona ny malahelo sy ny mpampahory; Jehovah no manazava ny mason’ izy roa tonta.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 29

Cross References

1 Samuel 18:22Ary Saoly nandidy ny mpanompony hoe: Miresaha mangingina amin’ i Davida, ka ataovy hoe: Indro, tian’ ny mpanjaka ianao, ary ny mpanompony rehetra tia anao; ka dia maneke ihany ho vinanton’ ny mpanjaka ianao.

1 Samuel 23:19Ary niakatra nankany amin’ i Saoly tany Gibea ny Zifita ka nanao hoe: Tsy miery any aminay ao amin’ ny batery fiarovana any an’ ala, any amin’ ny havoana Hakila, izay atsimon’ ny efitra, va Davida?

2 Samuel 4:5Ary Rekaba sy Bana, zanak’ i Rimona Berotita, nandeha; ka rehefa nafana ny andro, dia tonga tao an-tranon’ Isboseta, tamin’ ilay izy nandriandry tamin’ ny antoandro iny.

2 Kings 10:6Dia nanoratra taratasy taminy indray Jeho nanao hoe: Raha ahy ary ianareo ka hankatò ny teniko, dia tapaho ny lohan’ ireo zanakalahin’ ny tomponareo, ary mankanesa atỳ amiko atỳ Jezirela rahampitso toy izao. Ary izy fito-polo lahy zanaky ny mpanjaka dia tao amin’ ireo lehiben’ ny tanàna, mpitaiza azy.

Psalms 101:5Izay manendrikendrika ny namany mangingina dia hofongorako; Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po;

Proverbs 25:23Ny rivotra avy any avaratra mahatonga ranonorana, Dia toy izany, ny lelan’ ny mpifosa mampahavinitra endrika.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 29:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 29:11Bokin'ny Ohabolana 29Bokin'ny Ohabolana 29:13 →