The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 29 › Bokin'ny Ohabolana 29:19

Bokin'ny Ohabolana 29:19

Raha teny fotsiny ihany, dia tsy ampy hananarana ny mpanompo; Fa na dia fantany aza, tsy hankatoaviny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

A servant will not be corrected by words: for though he understand he will not answer.

In Context

18Raha tsy misy fahitana, dia atondraka hanaram-po amin’ izay tsy mety ny olona; Fa raha mitandrina ny lalàna kosa izy, dia sambatra.

20Hitanao va ny olona faingam-bava? Ny adala aza misy hantenaina kokoa noho izy.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 29

Cross References

Job 19:16Antsoiko ny mpanompoko, nefa tsy namaly ahy izy; Mifona aminy amin’ ny vavako aho.

Proverbs 30:22Raha ny andevo no tonga mpanjaka, Raha ny adala no voky hanina,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 29:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 29:18Bokin'ny Ohabolana 29Bokin'ny Ohabolana 29:20 →