The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 29 › Bokin'ny Ohabolana 29:20

Bokin'ny Ohabolana 29:20

Hitanao va ny olona faingam-bava? Ny adala aza misy hantenaina kokoa noho izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Seest thou a man that is hasty in his words? there is more hope of a fool than of him.

In Context

19Raha teny fotsiny ihany, dia tsy ampy hananarana ny mpanompo; Fa na dia fantany aza, tsy hankatoaviny.

21Ny mpanompo izay nampihantaina hatry ny fony mbola kely Dia hihambo ho zanaka any am-parany.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 29

Cross References

Proverbs 21:5Ny hevitry ny mazoto dia mampanan-karena; Fa ny maimaika rehetra dia halahelo ihany.

Proverbs 29:11Ny fahatezeran’ ny adala dia avoakany avokoa; Fa ny hendry kosa manindry fo.

James 1:19Fantatrareo izany, sy rahalahy malalako. Kanefa aoka ny olona rehetra halady hihaino ho malai-miteny, ho malain-ko tezitra;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 29:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 29:19Bokin'ny Ohabolana 29Bokin'ny Ohabolana 29:21 →