The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 29 › Bokin'ny Ohabolana 29:22

Bokin'ny Ohabolana 29:22

Ny olona mora tezitra manetsika ady; Ary ny olona masiaka dia be fahadisoana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

An angry man stirreth up strife, and a furious man aboundeth in transgression.

In Context

21Ny mpanompo izay nampihantaina hatry ny fony mbola kely Dia hihambo ho zanaka any am-parany.

23Ny fiavonavonan’ ny olona no hampietry azy; Fa hahazo voninahitra kosa ny manetry tena.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 29

Cross References

Proverbs 10:12Ny fankahalana dia manetsika ady; Fa ny fitiavana manarona ny ota rehetra.

Proverbs 15:18Izay malaky tezitra manetsika ady; Fa izay mahatsindry fo mampitsahatra fifandirana.

Proverbs 22:24Aza misakaiza amin’ ny olona mora tezitra, Ary aza miara-dia amin’ ny olona foizina,

Proverbs 27:17Ny vy maharanitra ny vy, Toy izany, ny olona maharanitra ny tarehin’ ny sakaizany.

James 3:16Fa izay misy fialonana sy fifampiandaniana dia misy fikorontanana mbamin izay asa ratsy rehetra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 29:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 29:21Bokin'ny Ohabolana 29Bokin'ny Ohabolana 29:23 →