Bokin'ny Ohabolana 29:21
Ny mpanompo izay nampihantaina hatry ny fony mbola kely Dia hihambo ho zanaka any am-parany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He that delicately bringeth up his servant from a child shall have him become his son at the length.
In Context
20Hitanao va ny olona faingam-bava? Ny adala aza misy hantenaina kokoa noho izy.
22Ny olona mora tezitra manetsika ady; Ary ny olona masiaka dia be fahadisoana.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 29
Cross References
Proverbs 29:15Ny tsorakazo sy ny anatra no manome fahendrena; Fa ny zaza aranana mampahamenatra ny reniny.
Luke 7:2Ary ny mpanompon’ ny kapiteny anankiray, izay malalany, dia narary efa ho faty.
1 Timothy 5:6Fa izay vehivavy manaram-po amin’ ny fahafinaretana dia maty fahavelony.