Bokin'ny Ohabolana 30:29
Misy zavatra telo izay tsara famindra, Eny, efatra aza no tsara fandeha;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
There be three things which go well, yea, four are comely in going:
In Context
28Ny antsiantsy dia mandady amin’ ny tànany, Nefa tonga ao an-tranon’ ny mpanjaka izy.
30Dia ny liona, izay mahery indrindra amin’ ny biby Ka tsy mihemotra na amin’ inona na amin’ inona,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 30
Cross References
Proverbs 30:15Ny dinta manan-janakavavy roa, dia ny hoe: Omeo, Omeo. Misy zavatra telo tsy mety voky, Eny, efatra aza no tsy manao hoe: Aoka izay: